voarara ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofihininao ny tanako
Dia norohanao ny molotro
Tsy hainantsika nosakanana
Tsy hay nolavina
Dia txpnhc toa samy nihevitra
Fa hoe mbola afaka hifampizara fitiavana
Hiara-dalana
Nefa anie na izaho na ianao
Dia samy mahalala fa efa voafatotra tapa-dalana
Na dia teo aza ilay fitiavana izay nampifanatona
Fitia voarara , tsy lsomvevd azo atomboka
Dia navotsitrao tononkira.serasera.org ny tanako
Dia samy nanodrika ny loha
Avy eo dia nifanalavitra samy niataka
Nefa dia tao anaty tao
Hoe misy hery vaovao
Hery iray izay tsy gpik azo lavina
Fa \"Fitiavana\"

--------
Rohy: