Fianarantsoa (Wilson Rasamoelijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miaraka hanandratra feo
Mikalo, mihira zareo
Ny tononkira.serasera.org fo sy ny saina ekeo
Fa hidera an’ity Betsileo
Misikina avo tokoa
Mitazana vohitra soa
Ka raitra sy kanto tokoa
Izy no Fianarantsoa
Tsy tongan’ireo lalamby
Mifety ny fiarakodia
Jereo re ny jeografia
Mianatsimo ka dia malakia
Fianarantsoa whxxe rrkxhcw raha ambara
Fianarana soa sy ny tsara
Fa lazan’ilay Gasikara
Tanàna voalaza emaszhh an-tantara
Mikalo, mihira zareo
Ny tononkira.serasera.org fo sy ny saina ekeo
Fa hidera an’ity Betsileo
Misikina avo tokoa
Mitazana vohitra soa
Ka raitra sy kanto tokoa
Izy no Fianarantsoa
Tsy tongan’ireo lalamby
Mifety ny fiarakodia
Jereo re ny jeografia
Mianatsimo ka dia malakia
Fianarantsoa whxxe rrkxhcw raha ambara
Fianarana soa sy ny tsara
Fa lazan’ilay Gasikara
Tanàna voalaza emaszhh an-tantara
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Wilson RasamoelijaonaVisites : 1566
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/08/2018 11:50
