Tsiriry roa (Ny Voninavoko)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsiriry ahitra hono e, tsiriry vorona
Sahala fitonona mantsy fa samy hafa fomba tononkira.serasera.org (X2)
Tsiriry vorona hono e dia manan’elatra
Ka tsy mba mitoetra tsy akory e, fa manifi-drano dia lasa.
Fa ny tsiriry ahitra hono e, mandatsa-paka
Ka na dia mivadika aza ny bainga mitsiry eo ihany.
Tsiriry ahitra ni’aho e fa tsy mba tsiriry vorona
Ka tsy mba mankaiza tsy akory vacbvzp e, fa eto an-tany ihany (X2)
Ataovy tsiriry ahitra lahy ny fihavanana
Ka na dia somparana aza tsy mba madilana
Ny lamba sy akanjo aza hono zareo voahidy ao am-bata
Maika fa ny fihavanana roy e, mba hidio ao anaty

Tsy gvfu ho aiza ftss tsy akory ry lahy fa efa miorina

Tsy ho aiza tsy akory ry lahy fa efa miorina. (X3)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny VoninavokoHits : 12979
Likes : 2 Like
Created by : istraky
Date : 14/03/2008 14:34