Anjavidy (Vola sy Noro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjavidy miredareda
Ilay foko ela niandrasana
Tonga ianao mody tsy miraika
Kanjo vainafo toa ahy koa dorehitra

Tsy namidy toa etam-barotra
Ilay fitia tao ampo kotrehinao jflaksf oh oh oh
Tonga ianao zay vao hary elatra
Hiaraka hisidina hiray angotingoty tononkira.serasera.org aminao

Tena manga ve ny lanitra
Sa ny masoko izay mahita anao
No mandoko mafinaritra
Ny tazaniko rehetra jcwomiq tarafinao

Toa ny lavaka snvhg mahafanina
No nisainako ny ho aviko
Noho ianao ireny fa tsy fantatrao
Soa ihany tonga ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vola sy Noro
Visites : 14790
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/08/2003 15:47
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116