Ho anao (Voice For Light)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao zay manan'olana eto amin'ny fiainana ity
Tsarovy fa misy ufjhxuny Andriamanitra
Mihaino anao, mijery anao
Mitrakà ka aza zfjbjwch mihaotra tano ny yqcq finoana
Aza matahotra, minoa ihany, finoana hatrany
Dia ho avotra
Ref: Ray be famindram-po Ianao
[mitsinjo ny hoavin'ny ain-janaKao]
Rain'ny ory sy malemy Ianao
[notiavinao izao tontolo rehetra izao]
Tontolo rehetra izao , tontolo rehetra izao
(x2) Mivavaha ka aza mitsahatra
Tano ny finoana
F'Izy hanome hery vao
Ho anao, ho anao, tononkira.serasera.org ianao io
Ref: (x2) .......
Tsarovy fa misy ufjhxuny Andriamanitra
Mihaino anao, mijery anao
Mitrakà ka aza zfjbjwch mihaotra tano ny yqcq finoana
Aza matahotra, minoa ihany, finoana hatrany
Dia ho avotra
Ref: Ray be famindram-po Ianao
[mitsinjo ny hoavin'ny ain-janaKao]
Rain'ny ory sy malemy Ianao
[notiavinao izao tontolo rehetra izao]
Tontolo rehetra izao , tontolo rehetra izao
(x2) Mivavaha ka aza mitsahatra
Tano ny finoana
F'Izy hanome hery vao
Ho anao, ho anao, tononkira.serasera.org ianao io
Ref: (x2) .......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Voice For LightVangy : 583
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RTNatah
Daty : 22/09/2024 20:27
