Midera (VLK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Midera an'i Jehovah
Fa mandrakizay ny famindrampony
jrvd Mankalazà azy ry voavonjy
Fa mahery iwxtmveu ny Andriamanitsika
tononkira.serasera.org (X2)
Réf :
Derao izy amin'ny talentanao
Na amin'ny asa tanterahinao
Na Io tenanao Io aza
Hanomezo voninahitra azy
(X2)
2)Mihobia an'i Jehovah
Ry firenena rehetra
Aoka hanao feo fifaliana ho azy
ffevnxmb Amin'ny fihirana isika
Réf :....(X2)
Fa mandrakizay ny famindrampony
jrvd Mankalazà azy ry voavonjy
Fa mahery iwxtmveu ny Andriamanitsika
tononkira.serasera.org (X2)
Réf :
Derao izy amin'ny talentanao
Na amin'ny asa tanterahinao
Na Io tenanao Io aza
Hanomezo voninahitra azy
(X2)
2)Mihobia an'i Jehovah
Ry firenena rehetra
Aoka hanao feo fifaliana ho azy
ffevnxmb Amin'ny fihirana isika
Réf :....(X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLK (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 221
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : VLKK
Daty : 19/02/2026 18:42
