vavaka hira fiderana (VHF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org (Fa hirahira e, hirahira gaxu foana e
Vavaka hira fiderana, haleloia hosana) x2
(L) Mandra-pikipiko ny maso, mandra-pialako ety an-tany
na fifaliana io na ankaso , dia mbola hirahira ihany
hatramin’izay ka hatramin’izao, ‘lay hira zedoiff tsy mba mankalao
(V) dia ilay hira fiderana
(L) hitondra anao amin’ny fahazavana
(V) Haleloia haleloia, haleloia hosana
ny fonao manontolo, omeo ny Tompo sasany
(V cnhu sy L) Haleloia haleloia, haleloia hosana

Instru…..
(Fa hirahira e, hirahira foana e
Vavaka hira fiderana haleloia hosana) x2
(L)Midera Anao zahay ry Ray, lehibe ka tsy voavalinay
ny soa rehetra avy Aminao, no nahatonga toy izao
Ianao lay jiro mpanazava ny herinao ho hampisava
(V) izay maizina ao anatinay,
(L) midera Anao zahay ry Ray

(V sy L) Haleloia haleloia, haleloia hosana

Vavaka hira fiderana haleloia hosana) x 3

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VHFHits : 977
Likes : 0 Like
Created by : rabvolatiana
Date : 11/05/2026 08:32