vavaka hira fiderana (VHF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Fa hirahira e, hirahira zutf foana e
Vavaka hira fiderana, haleloia hosana) x2

(L) Mandra-pikipiko ny maso, mandra-pialako ety an-tany
na fifaliana io na ankaso , dia mbola hirahira ihany
hatramin’izay ka hatramin’izao, ‘lay hira tsy mba mankalao
(V) dia ilay hira fiderana
(L) hitondra anao amin’ny fahazavana

(V) Haleloia haleloia, haleloia hosana
ny fonao manontolo, omeo ny Tompo sasany
(V sy L) Haleloia haleloia, haleloia hosana
ny fonao manontolo, omeo ny Tompo sasany

Instru…..

(Fa hirahira e, hirahira foana e
Vavaka hira fiderana haleloia hosana) x2

(L)Midera Anao zahay ry Ray, lehibe ka tsy voavalinay
ny soa rehetra avy Aminao, no nahatonga toy izao
Ianao lay jiro mpanazava ny herinao ho hampisava
(V) izay maizina ao anatinay,
(L) midera Anao zahay ry Ray

(V) Haleloia haleloia, haleloia hosana
ny fonao manontolo, omeo ny Tompo sasany
(V tononkira.serasera.org sy L) Haleloia haleloia, haleloia hosana
ny fonao manontolo, omeo ny Tompo sasany

(Fa hirahira e, hirahira foana e
Vavaka nfzvnx hira fiderana haleloia hosana) x zqcjdu 3

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : VHF
Hits : 249
Likes : 0 Like
Created by : rabvolatiana
Date : 11/05/2026 08:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0834