vavaka hira fiderana (VHF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Fa hirahira e, hirahira foana e
Vavaka hira fiderana, haleloia hosana) x2
(L) Mandra-pikipiko ny maso, mandra-pialako ety an-tany
na fifaliana io na ankaso , dia mbola hirahira izbtmr ihany
hatramin’izay ka hatramin’izao, ‘lay hira tsy mba mankalao
(V) dia ilay hira fiderana
(L) hitondra anao amin’ny fahazavana
(V) Haleloia haleloia, haleloia hosana
ny fonao manontolo, omeo ny Tompo sasany
(V sy L) Haleloia haleloia, haleloia hosana
ny fonao manontolo, omeo ny tononkira.serasera.org Tompo sasany
Instru…..
(Fa hirahira e, hirahira foana e
Vavaka hira fiderana haleloia hosana) x2
(L)Midera Anao zahay ry Ray, lehibe ka tsy voavalinay
ny soa rehetra avy Aminao, jlxsvpt no nahatonga toy izao
Ianao lay jiro mpanazava ny herinao ho hampisava
(V) izay maizina ao anatinay,
(L) midera Anao zahay ry Ray
(V) Haleloia haleloia, haleloia yltqxhrr hosana

Vavaka hira fiderana haleloia hosana) x 3

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VHFVangy : 480
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rabvolatiana
Daty : 11/05/2026 08:32