Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tonga ny Famonjena (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Dia mbola misy ihany ireo tsy mino an'i Jesôsy fa
Hoe tonga teto an-tany tononkira.serasera.org Ianao nateraka fa tsy fpfbdozh natao
Fa tranon'omby iray izay, no nivantananao tety
Kanefa dia namonjy anay mahatra sy ondry nania
REF:
Jesôsy Tompo be fitia ilay antsoina hoe "Mesia"
No tonga mba hamonjy sy hanavotra ny olony
Ka mifalia sy mihobia ary mihobia
Fa famonjena ho anao ity andro ity
2) Nahita maso izany ireo mpiandry ondry tany an-tsaha
vavolombelona nizaha ireo magy telo lahy
Anjely maro be tokoa miredona ilay hira soa
Hoe srpkrw voninahitra anie ho tcpsnse an'ny avo indrindra

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro
Septembre 2025

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVisites : 260
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandyrandrianaivo
Date : 27/11/2025 10:42