Tonga ny Famonjena (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Dia mbola misy ihany ireo taqtplui tsy mino an'i Jesôsy fa
Hoe tonga teto an-tany Ianao nateraka fa tsy natao
Fa tononkira.serasera.org tranon'omby iray izay, no nivantananao tety
Kanefa dia namonjy anay mahatra sy ondry nania
REF:
Jesôsy Tompo be fitia ilay antsoina hoe "Mesia"
No tonga mba hamonjy sy hanavotra ny olony
Ka mifalia sy mihobia ary mihobia
Fa famonjena ho anao ity andro ity
2) Nahita zkpa maso izany ireo mpiandry ondry tany an-tsaha
vavolombelona nizaha ireo magy telo lahy
Anjely maro be obebghf tokoa miredona ilay hira soa
Hoe voninahitra anie ho an'ny avo indrindra

A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro
Septembre 2025

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 348
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 27/11/2025 10:42