Raha toa ka fitsapana (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Dia ataoko ahoana re ry Jesôsy Tompo be fitia no fijery
Ity loza marobe izay manjo ity kicyfre firenena ity
Nefa tononkira.serasera.org moa tsy misy azoko atao fa mivavaka Aminao
Ahinjiro re izany sandrinao, atsaharo izao
REF:
Miantso Anao aho re ry Tompo tia, ka mba mamalia
Aza avelanao ho rendrika ity firenena ity
Nefa kxabhsb moa raha toa k' izay no làlana tsy maintsy sedraina
Tsy maninona fa Ianao ry Ray no Andriamanitray
2) Raha toa ka fitsapana avy Aminao sa koa valin'ota efa natao
Izao fahantrana lalina izao dia hifonako Aminao
Eto am-pototry ny hazo fijalianao no mivalo mitalaho
Ry Andriamanitra Tompo Tsitoha, amindrao fo

Nefa moa raha toa k' izay no làlana tsy maintsy sedraina

A/C: Ny Aingafito
By kxiosmp Sandy RANDRIANAIVO
SVM RF-FJKM Bemasoandro Itaosy
Août 2026

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 27
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandyrandrianaivo
Daty : 27/10/2026 14:38