Raha toa ka fitsapana (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mylu 1) Dia ataoko ahoana re ry Jesôsy Tompo be fitia no fijery
Ity loza marobe izay manjo ity firenena ity
Nefa moa tsy misy azoko atao tononkira.serasera.org fa mivavaka Aminao
Ahinjiro re izany sandrinao, atsaharo izao

REF:
Miantso Anao aho re ry Tompo tia, ka mba mamalia
Aza avelanao ho rendrika ity firenena ity
Nefa moa raha toa k' izay no làlana rhnhytos tsy maintsy sedraina
Tsy maninona fa Ianao ry Ray no Andriamanitray


2) Raha toa ka fitsapana avy Aminao sa koa valin'ota efa natao
Izao fahantrana lalina izao dia hifonako Aminao
Eto am-pototry ny hazo fijalianao no mivalo mitalaho
Ry Andriamanitra Tompo Tsitoha, amindrao fo

REF:
Miantso Anao aho re ry Tompo tia, ka mba mamalia
Aza avelanao ho rendrika ity firenena ity
Nefa moa raha toa k' izay no làlana lcdqr tsy maintsy sedraina
Tsy maninona fa Ianao ry Ray no Andriamanitray


A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM RF-FJKM Bemasoandro Itaosy
Août 2026

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Visites : 30
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandyrandrianaivo
Date : 27/10/2026 14:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295