MBOLA HO TSARAINA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Malahelo mafy anie Jesôsy
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao!
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo grozmyz mafy Izy izao
2) Tsy matahotra sy dia tena wftq sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re 'zao tononkira.serasera.org filibana izao
Fa mbola ho tsaraina ianao!
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny duky toe-panahy sy ny ao anaty fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao!
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo grozmyz mafy Izy izao
2) Tsy matahotra sy dia tena wftq sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re 'zao tononkira.serasera.org filibana izao
Fa mbola ho tsaraina ianao!
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny duky toe-panahy sy ny ao anaty fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroVangy : 528
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 16/07/2024 12:29
