MBOLA HO TSARAINA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Malahelo dfzxytm mafy anie Jesôsy
Amin'izao toetra tononkira.serasera.org ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao!

REF:
Tsisy srfpe miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia kjut fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao


2) Tsy matahotra sy dia tena sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re 'zao filibana izao
Fa mbola ho tsaraina ianao!

REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'Zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao


A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Visites : 576
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 16/07/2024 12:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295