Tiako ianao (Vahombey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masoandro vao mitsidika grxx manarangarana
Sora-bola menamena mavomavo mavokely miantsinanana
Misinda eto moramora koa ny zavona
Mianika ny ievmppnn lanitra miolankolana ny lafin-drahona

Dorehitra fitiavana 'zay tazanina
'Zao tontolo izao mitsiky mihomehy mikakakaka
dia mikofokofoka

Siontsioka feon-kira
maredona
Fitiavana tononkira.serasera.org mafonja
marevaka
Bitsika malefaka
Tiako ianao


Volampeno qrpnfk sy Vahombey

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vahombey
Vangy : 3483
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/04/2013 22:18
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127