Mangana (Vahombey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feon-dokanga zexf moramora mampatsiaro safosafo
Toreon-gitara mitaraina langolango malaindaina
Mitanisa zava-maro tsy hitako hotantaraina
Misakobom-bodofotsy aho mitoretra lasa saina
Rehefa merika iny ny andro mahangolingolin’ny ando
Tsy haiko intsony na ny lvzndhv foko na ny lanitra no miofo
Satriko ihany tsy hitomany, miezaka aho ho xelgft mafy loha
Nefa ny lanitra am’zany malomaloka ka asa

Izany retraretra izany sy tononkira.serasera.org izao retraretra izao
Mampandrangon-drindrina ahy, ny alokao mananihany
Maninona no dia ririnina no iny ianao vao sahy nandao
Ny eritreritro fihino ataovy entakelinao
Feon-dokanga moramora mampatsiaro safosafo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vahombey
Vangy : 4778
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 30/10/2008 17:21
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0718