VOLA (Tsy kivy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jean TM x  Tsy kivy - VOLA

Tadidiko tamin'izany a, fiainana efa ôtrizay a, hatramin'izao sy hatramin'izay a
Fa io revenay milay a, na mafy io jlbqyhn efa nenay a, tsy hampiova nofinay a
Na hiala hatramin'ny fofonaina ,eo tsy misy miala maina ,mifoha foana isamaraina
Mazoto foana tsy malaina, toy ny zanak'omby mita rano a, tononkira.serasera.org izay tonga soa no arahabaina

Nahazatra,hatramin'izay ity tsy fananana ,
Na mafy aza izahay  tsy mitaraina, iaretanay na mandratra
Varatraza ,rivodoza, dbwsiwm orambaratra
(Na dia bado tsy maitsy maranitsaina)*2

Aia tany misy anao ravola a a a
Fa life tsisy anao tsy mora a a a
Mampahita ny jamba ,miteny ny môna a lque a a
Mampadala, na antitra,akizy,tanora a a a

Ia ,ambony bé ny prix
Ambany be tokoa ny fahefamividy
Mba mangataka zahay tsy hoe mandidy
Mba omeo izay sahaza azy ny ankizy
Falifaly anw mahita zahay mijalijaly e
Tsy mahazaka anw mahita fiainanay manjary e
Malotoloto akanjo ategna ataondreo fa mitapy e
Indray andro magnantegna mbola hahazo 4*4 e e e e

Tandrigneso,
Tady vola tena tsy mora
Olo Jiaby te hivadika mola
Vidim-piainana koa magnadary
Akamaroan'olo amizao mosary
Tena tsy aiko ny hasiako ny aiko e
Mikorotana hatramin'ny saiko e e  e
Aaaan,
Mitady vola amizao anie tsy moramora aaa
Fihavanana koa amizao goragora aaa
Mampahita ny jamba, mampiteny ny môna e e e

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tsy kivy
Visites : 777
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kabuto
Date : 07/02/2024 12:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.109