VOLA (Tsy kivy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jean TM x Tsy kivy - VOLATadidiko tamin'izany a, fiainana efa ôtrizay a, hatramin'izao sy hatramin'izay a
Fa io revenay milay a, na mafy io efa nenay a, tsy hampiova nofinay a
Na hiala hatramin'ny fofonaina ,eo tsy misy miala maina ,mifoha foana isamaraina
Mazoto foana tsy malaina, toy ny zanak'omby mita rano a, izay tonga soa no arahabaina
Nahazatra,hatramin'izay ity tsy fananana ,
Na mafy aza izahay tsy mitaraina, iaretanay na mandratra
Varatraza ,rivodoza, orambaratra
(Na dia bado tsy maitsy maranitsaina)*2
Aia tany misy anao ravola a a a
Fa life tsisy anao tsy mora a a a
Mampahita ny jamba ,miteny ny môna a a a
Mampadala, na antitra,akizy,tanora a a a
Ia ,ambony bé ny prix
Ambany be tokoa ny fahefamividy
Mba mangataka zahay tsy hoe mandidy
Mba omeo izay sahaza azy ny ankizy
Falifaly anw mahita zahay mijalijaly e
Tsy mahazaka anw mahita fiainanay manjary e
Malotoloto akanjo ategna ataondreo fa mitapy e
Indray andro magnantegna mbola hahazo 4*4 e e e e
Tandrigneso,
Tady vola tena tsy mora
Olo Jiaby te hivadika mola
Vidim-piainana koa magnadary
Akamaroan'olo amizao mosary
Tena tsy aiko ny hasiako ny aiko e
Mikorotana hatramin'ny saiko e e e
Aaaan,
Mitady vola amizao anie tsy moramora aaa
Fihavanana koa amizao goragora aaa
Mampahita ny jamba, mampiteny ny môna e e e
--------
Lien: