Mbola manao (Tsy kivy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zahay ange letsy
Tsy kivy musique groupe
Mbandy jiolahymboto
Tsy manaiky resy eh (tsy manaiky resy)
Kanefa elah
Tsy manaiky resy
Mitsangana ho panohitra ., Adversaire
Ze*3 ataonao any zay no tsy fantatro
Fa Nenah eto zao no mba hafatro
Aza manenjika ao afarako
Fa mbola lavitra ny lalako oo (ny lalako oo)


Ref:
[Fa zay mbola manao
mbola mahita atao
Tsy kivy musique groupe tsy mba mety lao
Fa zay aza ialaanao
Fa zay efa nomena anaao ]
Aza mandao, isika Bilal
Efa hainao. Ny loha ratsy mba ialao
Fa zahay aza ialanao,
Zahay efa nomena anao



Ok reveko THT ,Odyai, Lain'j,
Tsy adinoko koa i Marion bandy mpanjakan'ny RNB
Mahay mihira Saida kanefa tsy halako ny hiran'i Tsota ah
Mahay mi-rap Agrad & Skaiz tsy hadinoko koa i Raboussa ah an an (Raboussa *2 aiza kosa an )


Ok bandu malaza i Arione joy sy Rakroots ee
Mba sambany lery androany naheno ny hirany tsy kivy groupe ee
Maka an'i Jazz MMC zah rah resaka GWETA sy WAZA
Zahay ange dia bandy mahay mhira kanefa dia toa ( tsy nalaza an an )*2 (tsy nalaza *3)

Maka an'i Malma Martiora zah raha resaka Reggaee Dance Hall ah
One lio raha resaka Reggae muffin
Raha te ho artiste dia mila misehoseho elah
Miaritra foana Tsy kivy na misy ny mafy e eh eh (mafy eh)*3




Tena mafy tokoa re ry RAY ny fitsapanao fa indrisy eh
Maty le bandy niara-nihira taminay tam 2017 ee
Iaretanay eto daôly na ny mafy na mangidy e
Fa ianareo mbola hiandry an'i Paule ( raha hiandry anay ho kivy ee ie eh)*2 (Fa zay dia tsy kivy *3)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsy kivy
Vangy : 369
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kabuto
Daty : 25/04/2022 09:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0753