VOLA (Tsy kivy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jean TM x Tsy kivy - VOLA
Tadidiko tamin'izany a, fiainana efa ôtrizay a, hatramin'izao sy hatramin'izay a
Fa io revenay milay a, na mafy io efa nenay a, tsy hampiova nofinay a
Na hiala hatramin'ny ccevj fofonaina ,eo tsy misy miala maina ,mifoha foana isamaraina
Mazoto foana tsy malaina, toy ny zanak'omby mita rano a, izay tonga soa dfpc no arahabaina
Nahazatra,hatramin'izay ity tsy fananana ,
Na mafy aza izahay tsy mitaraina, iaretanay na mandratra
Varatraza ,rivodoza, orambaratra
(Na dia bado tsy maitsy maranitsaina)*2
Aia tany misy anao ravola a a a
Fa life tsisy anao tsy mora a a a
Mampahita ny jamba ,miteny ny môna a a a
Mampadala, na antitra,akizy,tanora a a a
Ia ,ambony bé ny prix
Ambany be tokoa ny fahefamividy
Mba mangataka zahay tsy hoe mandidy
Mba omeo izay sahaza azy ny ankizy
Falifaly anw mahita zahay mijalijaly e
Tsy mahazaka anw mahita fiainanay manjary e
Malotoloto akanjo ategna ataondreo fa mitapy e
Indray andro magnantegna mbola hahazo 4*4 e e e e
Tandrigneso, fybz
Tady vola tena tsy mora
Olo Jiaby te hivadika mola
Vidim-piainana koa magnadary
Akamaroan'olo amizao mosary
Tena tsy aiko ny hasiako ny aiko e
Mikorotana hatramin'ny saiko e e e
Aaaan,
Mitady vola amizao anie tsy tononkira.serasera.org moramora aaa
Fihavanana koa amizao goragora aaa
Mampahita ny jamba, mampiteny ny môna e e e

--------
Link: