Midongy du sud (Tsy kivy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lay tanàna tena tsy foiko sad natàmana anah
Ny anarany tsy haiko hadinoina sady any , mora ny fiainana
Miavaka am faritra rehetra izy raha resaka atsimo atsignana
Tssy mena mitaha am faritra rehetra kô resaki fanagna

Ref:
Eeeh , ndre da ratsy gne lala tsy afamiala eee
Gne pitondra da mbody tsy mahalala eeeh
Da ho faty agnaby gne biby
ho ripaka agnaby hatrami gn'ala eeeh
Efa io gne tanagny nahabe eee
Kô mitohy izao da hisy gne kere eee
Tssy foiko midongy du sud
Ndre da bé gn pagnenjik odiko tsy lala e

Rah harena akibontany lesy midongy aloh de misy a
Gn'ala mikitroka amignagny, gne gidro maro tsy voisa a
Ndre gn-akondro amignagny ariary zato de mahazo
Katsaka tsaramaso mameno vilagny e mangahazo

Aaah ,
Ndre da ratsy gne lala tsy afamiala aaa
Gne pitondra da mbody tsy mahalala aa
Da ho faty agnaby gne biby, ho ripaka agnaby hatrami gn'ala aa
Efa io gne tanagny nahabe ee
Koa mitohy izao de hisy gne kere ee
Tssy foiko midongy du sud-i
Ndre da bé gne pagnenjiky odiko tsy lala.

?? Écrite en 2015. Publiée en 2025.
? Midongy du Sud – Tsy Kivy



NB: tsy hoe akory diso ny tsipelina tompoko fa teny Antesaka(sud-est) sy teny Bara,  noezahana natao teny faritra satria natao ho an'ireo vahoaka any amin'ny faritra atsimo atsinana any izy ity, indrindra fa i midongy atsimo izany,
Mba mangataka fanekena avy amin'ny pandraharaha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsy kivy
Vangy : 133
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kabuto
Daty : 08/07/2025 17:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1411