Mbola miandry (Tsy kivy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taminao tamin'iny nikôziko de nialatsiny,
Mbola lavitra ny lalana @nay sady bedy fa mbola vahiny
Tena tsitako ny atao
ny foko de lasanao
Sendra misy fitia kely e any aminao any e ambarao
Fa zah mbola miandry e na de bandy tsy manana 1000francs
Zah tsy mavandy e anotanio any big bulls fa raha
Zah tena potika ,tena raraka ôtrany fotaka
marina ny kôzin'i Tsota ny bandy tena rotaka

ref:
Fa mbola miandry e,
Tsy tafandry mandry miandry, miandry anao fôna
rahoviana vao hoavy e tsy mihinambary ny bandy tsy mahalala noana
(fa mahatsiaro anao fôna)*2

Zah tena lôve
Baby i love you
Tena kôzy
Raha misy aminao any kôzio
Aza mipôzipôzy
fianao amoronako poesie ,
Amoronako RNB
Anao baby
I'm crazyyyy
Aza lavinao aho ny foko tena tia
Ny hamitaka anao zany tsy hataoko sanatria
Fa raha ny antsika roa tsy maintsy ho doria,
mandramaty y y yh

Ref:
Fa mbola miandry e,
Tsy tafandry mandry miandry, miandry anao fôna
rahoviana vao hoavy e tsy mihinambary ny bandy tsy mahalala noana
(fa mahatsiaro anao fôna)*2


Zah tsy mikaly (isanandro)*2 mahatsiaro anao fôna
Tena mijaly ny bandy (isanandro)*2 fa tsy hita hoe aôna
zah tsy miteny (isanandro )*2 fa ôtrany môna
My gial tongava (malaky)*2 fa zah tena ngoma*7

Ref:...
--------
Rohy:
Hevitra
kabuto ( 14/03/2020 15:37)
noezahiko nohatsaraina ny resaka orthographe
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsy kivy
Vangy : 920
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kabuto
Daty : 14/03/2020 19:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729