NY AHY (TSIARO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Izaho no mpiandry tsara, fantatro ny Ahy
Tahaka ny ahafantaran’ny Ray Ahy sy ny ahafantarako ny Ray
Atolotro ny aiko ho Anjara, tsy ho very izy mandrakizay
Ny andrombaka azy amin’ny tanako tsy tononkira.serasera.org mba hisy hahay
Refrain :
Izany teninao Ry Fototsoa no antoka ho ahy
Koa Andry, tehina sy toky ianteherako rahatrizay
Raha sendra ny onja mafy tsy zaka, ady mahamay
Ory ny fo, ny saina kivy ko, mahery kosa lsvnh ny fanahy
2-Hanohy izato dia, ny ho atrehina tsy hay
Mila Anao Ilay Mpiandry tsara tsy mba miova ho aro sy mpitahy
Na aretina sy tsy fisiana dia tsy ataoko hampanahy
Ianao finoako no nanambara fantatro ny Ahy

Raha sendra ny ecqns onja mafy tsy zaka, ady mahamay
Ory ny fo, ny laozvug saina kivy ko, mahery kosa ny fanahy

Ory ny fo, ny saina kivy ko, mahery kosa ny fanahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TSIAROHits : 1206
Likes : 0 Like
Created by : Faliana2402
Date : 25/01/2021 17:39