Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy takatra heverina (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy takatra heverina
Ny famonjen'i Jeso
Ka izao tontolo izao
Navotany avokoa
(Indro nijaly ny tononkira.serasera.org Tomponao
Nivesatra ny ota izay vitanao
O mahagaga ny fitiavany
Foiny ny ainy nisolo anao
Endrey ny fitiavany)×2
(Kanefa izao afaka
Resy ny fasana
Fa velona Tomponao
Efa nitsangana)×2
Ka hobio fa velona re
Velona ny Tomponao
Fa fanavotan-dehibe
Natolony ho anao
(Indro Jesosy fa velona
Fa resiny koa nzwaidtf ny rafinao
Babo satana mpamadika gvuidoux anao
Aiza ny fahafatesana?
Aiza moa ny herinao?)×2
Aiza ny fahafatesana?
Aiza moa ykmygjp ny herinao.
Ny famonjen'i Jeso
Ka izao tontolo izao
Navotany avokoa
(Indro nijaly ny tononkira.serasera.org Tomponao
Nivesatra ny ota izay vitanao
O mahagaga ny fitiavany
Foiny ny ainy nisolo anao
Endrey ny fitiavany)×2
(Kanefa izao afaka
Resy ny fasana
Fa velona Tomponao
Efa nitsangana)×2
Ka hobio fa velona re
Velona ny Tomponao
Fa fanavotan-dehibe
Natolony ho anao
(Indro Jesosy fa velona
Fa resiny koa nzwaidtf ny rafinao
Babo satana mpamadika gvuidoux anao
Aiza ny fahafatesana?
Aiza moa ny herinao?)×2
Aiza ny fahafatesana?
Aiza moa ykmygjp ny herinao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 293
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 07:53
