Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy takatra heverina (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy takatra heverina
Ny famonjen'i Jeso
Ka izao tontolo izao
Navotany avokoa
(Indro nijaly ny eduvfyv Tomponao
Nivesatra ny ota izay vitanao
O mahagaga ny fitiavany
Foiny ntiw ny ainy ijbxvevq nisolo anao
Endrey ny fitiavany)×2
(Kanefa izao afaka
Resy ny fasana
Fa velona Tomponao
Efa nitsangana)×2
Ka hobio fa velona re
Velona ny Tomponao
Fa fanavotan-dehibe
Natolony ho anao
(Indro Jesosy fa velona
Fa resiny koa ny rafinao
Babo satana mpamadika anao
Aiza ny fahafatesana?
Aiza moa ny tononkira.serasera.org herinao?)×2
Aiza ny fahafatesana?
Aiza moa ny herinao.
Ny famonjen'i Jeso
Ka izao tontolo izao
Navotany avokoa
(Indro nijaly ny eduvfyv Tomponao
Nivesatra ny ota izay vitanao
O mahagaga ny fitiavany
Foiny ntiw ny ainy ijbxvevq nisolo anao
Endrey ny fitiavany)×2
(Kanefa izao afaka
Resy ny fasana
Fa velona Tomponao
Efa nitsangana)×2
Ka hobio fa velona re
Velona ny Tomponao
Fa fanavotan-dehibe
Natolony ho anao
(Indro Jesosy fa velona
Fa resiny koa ny rafinao
Babo satana mpamadika anao
Aiza ny fahafatesana?
Aiza moa ny tononkira.serasera.org herinao?)×2
Aiza ny fahafatesana?
Aiza moa ny herinao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 254
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 07:53
