Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy takatra heverina (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy takatra sujzwrta heverina
Ny famonjen'i Jeso
Ka izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Navotany avokoa
(Indro nijaly ny Tomponao
Nivesatra ny ota izay vitanao
O mahagaga ny fitiavany
Foiny ny ainy nisolo anao
Endrey ny fitiavany)×2
(Kanefa xkeh izao afaka
Resy ny fasana
Fa velona Tomponao
Efa nitsangana)×2
Ka hobio fa velona re
Velona ny Tomponao
Fa fanavotan-dehibe
Natolony ho anao
(Indro Jesosy fa velona
Fa resiny koa ny rafinao
Babo satana mpamadika vwarfkc anao
Aiza ny fahafatesana?
Aiza moa ny herinao?)×2
Aiza ny fahafatesana?
Aiza moa ny herinao.
Ny famonjen'i Jeso
Ka izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Navotany avokoa
(Indro nijaly ny Tomponao
Nivesatra ny ota izay vitanao
O mahagaga ny fitiavany
Foiny ny ainy nisolo anao
Endrey ny fitiavany)×2
(Kanefa xkeh izao afaka
Resy ny fasana
Fa velona Tomponao
Efa nitsangana)×2
Ka hobio fa velona re
Velona ny Tomponao
Fa fanavotan-dehibe
Natolony ho anao
(Indro Jesosy fa velona
Fa resiny koa ny rafinao
Babo satana mpamadika vwarfkc anao
Aiza ny fahafatesana?
Aiza moa ny herinao?)×2
Aiza ny fahafatesana?
Aiza moa ny herinao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 253
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 13/03/2025 07:53
