Tsara ny matoky an'i Jehovah (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay matoky an'i Jehovah, izay matoky an'i Jehovah
Dia tahaka ny tendrom-bohitra ny Ziona
Izay tsy mihetsika fa mitoetra mandrakizay
Tahaka ny tendrom-bohitra an'i Jerosalema

Tahaka ny tendrom-bohitra an'i tononkira.serasera.org Jerosalema
Izay matoky an'i mkceeq Jehovah, izay matoky an'i Jehovah

Hatramin'izao ka ho mandrakizay

Hatramin'izao eixq ka ho mandrakizay

Fa tsara ny mialoka amin'i Jehovah
Tsara ny matoky an'i Jehovah
Noho ny matoky ny mpanapaka
Fa tsara ny mialoka amin'i Jehovah
Tsara ny matoky an'i Jehovah
Noho ny matoky ny mpanapaka wyon

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 335
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 14/03/2025 07:13