Raha ny amiko (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny amiko dia tsinontsinona eo anatrehanao ry Ray Tsitoha
Fa mpanota tokoa ka tsy mendrika ny handray ny lovasoa
Nefa Ianao miantso ahy hoe manantona
Ianareo izay mavesatra entana
Fa Izaho no hanome fitsaharana sy fitoerana

Fa Ianao ihany no làlana, làlana sy fahamarinana
Ary fiainana mandrakizay ka azo iankinana
Tsisy mankany amin'i Ray ny olon-drehetra ety
Raha tsy amin'ny alalan'i Jeso Kristy

Raha ny tononkira.serasera.org amiko dia zava-poana mandalo no tsy maharitra
Fa Ianao ilay doria sy mandrakizay vkyt ilay any an-danitra any
Koa gutvjjz raha ho avy Ianao, ho avy hitsara sy hanangana indray ireo olonao
Dia mba raiso aho Jeso, fa aza lavinao hoe eo an-kavananao

Koa mibebaha ianareo
Fa ho avy ny andro farany ihtxn

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0245