Ny fihevitro (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org He mahagaga eo imasontsika tokoa
He mahagaga re ny iokbtpb làlan'i Jehovah
Ny zanany malalany sy sitrany tokoa re
No nafoiny, nafoiny hamonjy antsika
Mpanjaka Jeso, Tompon'ny Tompo
Nefa nanetry tena ho ambany
Sitraky Jehovah ny hanorotoro
Ny eneblw zanany hisolo ny mpanota
Ny fihevitro dia tsy fihevitrareo
Ny làlako dia tsy mba làlanareo
Ny fihevitro dia tsy mba takatrareo
Ny làlako indrisy tsy hitanareo
Ny fihevitro dia tsy fihevitrareo
Ny làlako dia tsy mba làlanareo
Ny fihevitro dia tsy mba fantatreo
Ny làlako indrisy tsy hitanareo
Nitondra ny aretintsika tokoa Izy
Sady nivesatra ny fahoriantsika
Kanjo isika kosa nanao Azy tlyuj ho kinapoka sy nijaly
Indrisy fa nampahoriana
Voalefon' Izy noho ny helontsika
Nefa nangina tsy niloha-bava
Sitraky Jehovah ny hanorotoro
Ny zanany hisolo ny mpanota
He mahagaga re ny iokbtpb làlan'i Jehovah
Ny zanany malalany sy sitrany tokoa re
No nafoiny, nafoiny hamonjy antsika
Mpanjaka Jeso, Tompon'ny Tompo
Nefa nanetry tena ho ambany
Sitraky Jehovah ny hanorotoro
Ny eneblw zanany hisolo ny mpanota
Ny fihevitro dia tsy fihevitrareo
Ny làlako dia tsy mba làlanareo
Ny fihevitro dia tsy mba takatrareo
Ny làlako indrisy tsy hitanareo
Ny fihevitro dia tsy fihevitrareo
Ny làlako dia tsy mba làlanareo
Ny fihevitro dia tsy mba fantatreo
Ny làlako indrisy tsy hitanareo
Nitondra ny aretintsika tokoa Izy
Sady nivesatra ny fahoriantsika
Kanjo isika kosa nanao Azy tlyuj ho kinapoka sy nijaly
Indrisy fa nampahoriana
Voalefon' Izy noho ny helontsika
Nefa nangina tsy niloha-bava
Sitraky Jehovah ny hanorotoro
Ny zanany hisolo ny mpanota
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 334
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 10:52
