Ny Anaranao (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitamberina ao an-tsaiko ao
Ilay cgooikuf teninao mahery
Tsy mba tononkira.serasera.org mandatsa fa manasoa
N'inon'inona angatahiko amin'ny Anaranao
Hamaly soa Ianao fa tia tokoa

Ny Anaranao, ny Anaranao ihany
Tsy niova ixmbw omaly anio mandrakizay
Jesosy Kristy
No mitondra famonjena mandrakariva
Atolony ho anao
Matokia ianao fa Izy anie no maraina vaovao
Lay miposaka ho anao anio mandrakizay

Koa raiso ho Anao ity foko anio
Anjakao fa very dia
Zay manantena ho lapanao
Aza avela hisy hanjaka ao
Fa arodany izay tsy Anao
Hamaly soa Ianao drcdrqg fa tia tokoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3492