Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Anaranao (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitamberina ao an-tsaiko ao
Ilay teninao mahery
Tsy mba mandatsa fa manasoa
N'inon'inona angatahiko qujigb amin'ny Anaranao
Hamaly soa Ianao fa tia tokoa
Ny Anaranao, ny Anaranao ihany
Tsy niova omaly anio mandrakizay
Jesosy Kristy
No mitondra famonjena mandrakariva
Atolony ho anao
Matokia ianao ngyak fa Izy anie no maraina vaovao
Lay tononkira.serasera.org miposaka ho anao anio mandrakizay
Koa raiso ho Anao ity foko anio
Anjakao fa very dia
Zay mvsc manantena ho lapanao
Aza avela hisy hanjaka ao
Fa arodany izay tsy Anao
Hamaly soa Ianao fa tia tokoa
Ilay teninao mahery
Tsy mba mandatsa fa manasoa
N'inon'inona angatahiko qujigb amin'ny Anaranao
Hamaly soa Ianao fa tia tokoa
Ny Anaranao, ny Anaranao ihany
Tsy niova omaly anio mandrakizay
Jesosy Kristy
No mitondra famonjena mandrakariva
Atolony ho anao
Matokia ianao ngyak fa Izy anie no maraina vaovao
Lay tononkira.serasera.org miposaka ho anao anio mandrakizay
Koa raiso ho Anao ity foko anio
Anjakao fa very dia
Zay mvsc manantena ho lapanao
Aza avela hisy hanjaka ao
Fa arodany izay tsy Anao
Hamaly soa Ianao fa tia tokoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 418
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 11:13
