Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Anaranao (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitamberina ao an-tsaiko ao
Ilay teninao mahery
Tsy mba mandatsa fa manasoa
N'inon'inona angatahiko amin'ny Anaranao
Hamaly soa Ianao fa tia tokoa
Ny Anaranao, ny Anaranao ihany
Tsy niova omaly anio mandrakizay
Jesosy Kristy tononkira.serasera.org
No mitondra famonjena mandrakariva
Atolony rqfzm ho anao
Matokia ianao fa Izy anie wbmsz no maraina vaovao
Lay miposaka ho anao anio mandrakizay
Koa raiso ho Anao ity foko anio
Anjakao fa very vdgf dia
Zay manantena ho lapanao
Aza avela hisy hanjaka ao
Fa arodany izay tsy Anao
Hamaly soa Ianao fa tia tokoa
Ilay teninao mahery
Tsy mba mandatsa fa manasoa
N'inon'inona angatahiko amin'ny Anaranao
Hamaly soa Ianao fa tia tokoa
Ny Anaranao, ny Anaranao ihany
Tsy niova omaly anio mandrakizay
Jesosy Kristy tononkira.serasera.org
No mitondra famonjena mandrakariva
Atolony rqfzm ho anao
Matokia ianao fa Izy anie wbmsz no maraina vaovao
Lay miposaka ho anao anio mandrakizay
Koa raiso ho Anao ity foko anio
Anjakao fa very vdgf dia
Zay manantena ho lapanao
Aza avela hisy hanjaka ao
Fa arodany izay tsy Anao
Hamaly soa Ianao fa tia tokoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 368
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 13/03/2025 11:13
