Katsaho aloha (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kzjtslj (Moa ve mba fantatrao sy mba nosaininao
Fa ny eto an-tany tsisy fiadanan-tsaina
Fa izay irin'ny fo sy heverinao ho soa
Dia zava-poana ihany na mamiratra aok'izany
Fa ny hazo itokiana hanome fifaliana
Tsy hita lany, tsy iza fa Kristy)×2
(Katsaho aloha ny hitoerany tononkira.serasera.org ao anatinao
Fa aza ngtfxraq lany andro amin'izao hita izao
Mba jereo ny vorona any an'ala
Fa izy ireny, fa izy ireny tsy mamafy na minjinja
Ka nefa tsy manana ahiahy
Fa ny Tompo no momba uzpv sy mitahy)×2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVangy : 345
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 08:39