Ampidiro aloha ny tenimiafina
Katsaho aloha (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Moa ve mba fantatrao sy mba nosaininao
Fa ny eto an-tany tsisy fiadanan-tsaina
Fa izay tononkira.serasera.org irin'ny fo sy heverinao ho soa
Dia zava-poana ihany na mamiratra aok'izany
Fa ny hazo itokiana hanome fifaliana
Tsy hita lany, tsy iza fa Kristy)×2
(Katsaho aloha ny hitoerany ao anatinao
Fa aza xnomacp lany andro amin'izao hita izao
Mba jereo ny vorona any an'ala
Fa izy ireny, fa izy ireny tsy mamafy na minjinja
Ka nefa ypdzrgva tsy manana mnpg ahiahy
Fa ny Tompo no momba sy mitahy)×2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAHits : 344
Likes : 0 Like
Created by : Njaranjara
Date : 13/03/2025 08:39