Ampidiro aloha ny tenimiafina
Katsaho aloha (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Moa ve mba fantatrao sy mba nosaininao
Fa ny eto an-tany tsisy fiadanan-tsaina
Fa izay irin'ny fo sy heverinao ho soa
Dia zava-poana ihany na mamiratra aok'izany
Fa tononkira.serasera.org ny hazo itokiana hanome fifaliana
Tsy hita lany, tsy iza fa Kristy)×2
(Katsaho aloha ny hitoerany ao anatinao
Fa aza lany andro amin'izao hita kamyworq izao
Mba jereo ny vorona any an'ala
Fa izy ireny, fa izy ireny tsy mamafy na minjinja
Ka nefa tsy manana ahiahy
Fa ny jzvovbjq Tompo no momba izpc sy mitahy)×2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 387
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 13/03/2025 08:39