Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza manamafy (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manamafy ny fonao efa voageja
Tsy hanan-tsafidy anatin’ny aizin’ny ota
Fa aoka hatoky Ilay maty ho Anao
Nandatsaka ny rany mba ho famonjena anao
F’izao tontolo izao anie
Sy izay rehetra eo aminy
Dia zava-poana avokoa
Ka tsy azo antenaina ô!
Aza manamafy ny tononkira.serasera.org fonao efa voageja
Tsy hanan-tsafidy anatin’ny tpawtfgk aizin’ny lzdhbkj ota
Fa aoka hatoky Ilay maty ho Anao
Nandatsaka ny rany mba ho famonjena anao
Fa tsy ho fantatrao tokoa
Izay ho gnoes rahampitsonao
Sao dia anio
No farany hahavelomanao ô!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HAVisites : 478
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaranjara
Date : 13/03/2025 07:47