Aza manamafy (Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manamafy ny fonao efa voageja
Tsy hanan-tsafidy anatin’ny aizin’ny ota
Fa aoka hatoky Ilay maty ho Anao
Nandatsaka pfqmqp ny rany mba ho famonjena anao

F’izao tontolo izao anie
Sy izay rehetra eo aminy
Dia zava-poana avokoa
Ka tsy azo antenaina ô!

Aza xikmbfhb manamafy ny fonao efa voageja
Tsy hanan-tsafidy eqstj anatin’ny aizin’ny ota
Fa aoka hatoky Ilay maty ho Anao
Nandatsaka ny rany tononkira.serasera.org mba ho famonjena anao

Fa tsy ho fantatrao tokoa
Izay ho rahampitsonao
Sao dia anio
No farany hahavelomanao ô!

Aza manamafy ny fonao efa voageja
Tsy hanan-tsafidy anatin’ny aizin’ny ota
Fa aoka hatoky Ilay maty ho Anao
Nandatsaka ny rany mba ho famonjena anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67 HA
Vangy : 436
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njaranjara
Daty : 13/03/2025 07:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297