Ampitapitao (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampitapitao any ny hafatro
Raha tononkira.serasera.org mba mandalo any ianao
Lazao izy hoe:
Efa ela ihany no hofa tsy tazany
sa efa adinonao ny fisiany ao?
Raha toa sitrakao
Izao lazao
Fiv:
Fa mbola tiany foana hono ianao
Tsy miova
Na ho ela na ho haingana
Fitia tsy sangisangy na koa hatraitra
Fa rehefa cqwmhipc wwwm tia dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia
Bitsibitsiho eo an-tsofiny
Fa mbola tia azy aho hatramin'izao
Raha sanatria mifanohitra
izay valin-teniny lazainy anao
Raha toa sitrakao izao lazao:
Fiv:...
Raha tononkira.serasera.org mba mandalo any ianao
Lazao izy hoe:
Efa ela ihany no hofa tsy tazany
sa efa adinonao ny fisiany ao?
Raha toa sitrakao
Izao lazao
Fiv:
Fa mbola tiany foana hono ianao
Tsy miova
Na ho ela na ho haingana
Fitia tsy sangisangy na koa hatraitra
Fa rehefa cqwmhipc wwwm tia dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia
Bitsibitsiho eo an-tsofiny
Fa mbola tia azy aho hatramin'izao
Raha sanatria mifanohitra
izay valin-teniny lazainy anao
Raha toa sitrakao izao lazao:
Fiv:...
--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
27/09/2026 14:05)
Efa misy ity hira ity, Lazao azy no lohateniny.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 108
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MarinahRakotoson
Daty : 27/09/2026 10:12
