Ampitapitao (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampitapitao any ny hafatro
Raha mba mandalo any ianao
Lazao ueytnivr oruwurv izy hoe:
Efa ela ihany no tsy tazany
sa efa adinonao ny fisiany ao?
Raha toa sitrakao
Izao lazao

Fiv:
Fa mbola tiany foana hono ianao
Tsy miova
Na ho ela na ho haingana
Fitia zlrvs tsy sangisangy na tononkira.serasera.org koa hatraitra
Fa rehefa tia dia ho doria
Valio tsotra eny na tsia

Bitsibitsiho eo an-tsofiny
Fa mbola tia azy aho hatramin'izao
Raha sanatria mifanohitra
izay valin-teniny lazainy anao
Raha toa sitrakao izao lazao:

Fiv:...

--------
Link:
Comments
hery ( 27/09/2026 14:05)
Efa misy ity hira ity, Lazao azy no lohateniny.
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tovo J'Hay
Hits : 123
Likes : 0 Like
Created by : MarinahRakotoson
Date : 27/09/2026 10:12
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.045