Naleoko (Tovo Andrianandraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko tsy nihaona
Raha toa himaona
Toy izao ianao
Fa naleoko tsy niteny
Raha toa ny "eny"
Dia nolavinao
fa naleoko dia nangiana
Raha toa ny tiana
Niova toa izao
Fa naleoko tsy nivoady
Raha toa ho ady
Sahala amin’izao
fa naleoko tsy nitory
Fitia akory
Raha tsy ho ahy ianao
Fa naleoko irery ihany
Raha hitomany
Fitia aminao
fa naleoko izao tsy nihaona isika
Raha ho toa izao ny fisarahantsika
Inay aho zdbi inay irery foana tononkira.serasera.org teny
Ka zwiny tsy nifandray, xwadg na niteniteny.
Raha toa himaona
Toy izao ianao
Fa naleoko tsy niteny
Raha toa ny "eny"
Dia nolavinao
fa naleoko dia nangiana
Raha toa ny tiana
Niova toa izao
Fa naleoko tsy nivoady
Raha toa ho ady
Sahala amin’izao
fa naleoko tsy nitory
Fitia akory
Raha tsy ho ahy ianao
Fa naleoko irery ihany
Raha hitomany
Fitia aminao
fa naleoko izao tsy nihaona isika
Raha ho toa izao ny fisarahantsika
Inay aho zdbi inay irery foana tononkira.serasera.org teny
Ka zwiny tsy nifandray, xwadg na niteniteny.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo AndrianandrainaHits : 3755
Likes : 1 Like
Created by : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 08/01/2004 13:53
