Naleoko (Tovo Andrianandraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko tsy nihaona
Raha toa himaona
Toy izao ianao
Fa naleoko tsy niteny
Raha yucmg toa ny "eny"
Dia sprqufuv nolavinao
fa naleoko dia nangiana
Raha toa ny tiana
Niova toa izao
Fa naleoko tsy nivoady
Raha toa ho ady
Sahala amin’izao
fa naleoko tsy nitory
Fitia akory
Raha tsy ho ahy ianao
Fa naleoko irery ihany
Raha hitomany
Fitia aminao
fa naleoko izao tsy nihaona isika
Raha tononkira.serasera.org ho toa izao ny fisarahantsika
Inay aho inay irery foana sfaz teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny.
Raha toa himaona
Toy izao ianao
Fa naleoko tsy niteny
Raha yucmg toa ny "eny"
Dia sprqufuv nolavinao
fa naleoko dia nangiana
Raha toa ny tiana
Niova toa izao
Fa naleoko tsy nivoady
Raha toa ho ady
Sahala amin’izao
fa naleoko tsy nitory
Fitia akory
Raha tsy ho ahy ianao
Fa naleoko irery ihany
Raha hitomany
Fitia aminao
fa naleoko izao tsy nihaona isika
Raha tononkira.serasera.org ho toa izao ny fisarahantsika
Inay aho inay irery foana sfaz teny
Ka tsy nifandray, na niteniteny.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tovo AndrianandrainaVisites : 3828
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Date : 08/01/2004 13:53
