ILAINA ISE [ FIV312em FJKM Andranoro Filadelfia (Tily Eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirao ny hira vaovao
Miantso dytel anao ny tanindrazanao
Aina, Fanahy, hery vao
Ento miasa ho an’ny taninao
Ref :
Ilain’ny Tompo Jeso tia hianao
Hitory fahamarinana
Amboarinao ny wirslprp làlana
Halehan’ny olona notiaviny
Aza hadinoina ireo
Mahantra mijaly pfnvaup efa tononkira.serasera.org trotraka
Fa Malagasy izy ireo
Miaritra ny fahoriana
Tily izao ise izao
Sahia mijoro ho tena lehilahy
Hanolo-tena indray
Ka hampiray ny tanindrazana
Miantso dytel anao ny tanindrazanao
Aina, Fanahy, hery vao
Ento miasa ho an’ny taninao
Ref :
Ilain’ny Tompo Jeso tia hianao
Hitory fahamarinana
Amboarinao ny wirslprp làlana
Halehan’ny olona notiaviny
Aza hadinoina ireo
Mahantra mijaly pfnvaup efa tononkira.serasera.org trotraka
Fa Malagasy izy ireo
Miaritra ny fahoriana
Tily izao ise izao
Sahia mijoro ho tena lehilahy
Hanolo-tena indray
Ka hampiray ny tanindrazana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tily Eto MadagasikaraVangy : 3890
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nathy14
Daty : 16/07/2015 09:21
