You are here: home > Tononkira > THT

Week end (THT)

REFRAIN :2×

Miomankomana anao igny ehhh
ataovy ball andao hira ehh
fa tsis miala raha tsy igny ehhh
ka io tsy fiasa anao igny ehhh

FARAO:
jada za mila glaçon
fa ny ahy koa le revy classe a ma façon
androany ndray vo revy zan depuis 3 ans
ataovy alcoolique jiabe ny ah le boisson
anaoko fa tsy dingue
za efa ny dance sweet
anao tsy ana dingue dingue
on verra la suit
maraiigny anao vo gaga hita chambre tsy nihidy
fa efa vo gangbang anao fa anao tsy naha tadidy ahhhhhhhhhhh
Tsiky dia ampy
REF:
FA IO TSY FIASA ANAO IGNY EHHHHehhhhehhhh
SWAG SWAG SWAG SWAG SWAG SWAG 2×

JIZZ
na tsunami
tsy afohy ny aty
asio kotikota fa efa samy andihy
zah mila tsaky mix JB
ampiana sipa manja de efa eh ca va la vie
de aza maika atory na koa hoe maika hody
fa rehefa valabalaka enao omena fanafody
aza manao dongo fa efa raikitra amny plan
manaova sweet bulls de kitro Jordan

REF+SWAG

andao andea ze efa pare
andea aka ny vam eoa pareh
met v yes week end
fety be les week end
jadaahhhhhhhhhhh
toka live
io

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : THT
Mpamaky : 4718
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Lovanirina3
Tamin'ny : 18/04/2015 16:16:58
ID : 7400

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo