itantarao (THT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba tantarao any aho
Itantarao an’izany aho
Tantara mamy ee yyaaa
Tantara mamy e ya

Le sôra sy tôkanao aleo any an-tokotany any
Fa tsy tiako ny handroaka anao aleo oa dia tsoriko oa izany
Dia aza pihana mihitsy aloha oa le jiro oh
De manantona aty ny tanako fikiro oh

Fantatrao ko, tena love ato am-po
Zah rehefa entanim-po
Mandeha aloha ny avant-goût
Mila le love avy aminao iny tena mila
Nefa ianao indray no toa mamilafila


Matahotra ihany anie aho
Ka ampindramo ahy le sandrinao
Taomy hiaraka aminao
mba fikasana ihany

Mba tantarao any aho
Itantarao an’izany aho
Tantara mamy ee yyaaa
Tantara mamy e ya
Mba tantarao any aaa
Itantarao an’izany aho
Tantara mamy ee yyaaa
Tantara mamy e ya


Mbola manantena ihany matoa
Miaritra na inona manjò
Menamena foana ny maso
Nefa reny anie vidiana lafo
Mikiry foana anaty hirifiry foana
Fanantenako anao mbola mitsiry foana
Matahotra ihany anie aho
Mba ampindramo ahy le sandrinao
Taomy hiaraka aminao
mba fikasana ihany

Indraindray le fihetsikao toa mampanahy a
Indrindra rehefa avy mandraindray any
Tsy mba misy teny mamy na de iray a
De ny affaire affaire anao koa miha-mamay ihany
Impiry nidikizo fa tsy fay a
Mba jereo ny tebiteby lavanay a
Tsy fotoana ve izao hiova amin’zay a
Le mifampiteny foana tsy milay a

Fitiavana efa aminao no niantefa
Mba te hanana fiarahana le mateza
Raha hitalaho mafy dia mba diso ve zah
hoe tia anah ianao dia mba vice-versa
efa mba te hiaina tantara mamy
dia mba tiko ho hita any am_parany any
Hoe ianao hiverina mety ho anjarako ihany
Sa hoe nofy izany raha mbola eto an-tany
Sa vahiny sendra nandalo
Nandratra ny foko dia lasa fahavalo
Le mpanome fitia raha sendra mahatsiaro
Tsy mody an-trano raha tsy efa mamomamo
Nefa tsy izany ianao , zay no aza adino
Mbola anjarako ianao ary zah aloha mino
Hoe mbola hiova ianao
Na ho ela na ho haingana, fo sy ny saina aloha alamino

Mba tantarao any aho
Itantarao an’izany aho
Tantara mamy ee yyaaa
Tantara mamy e ya
Mba tantarao any aho
Itantarao an’izany aho
Tantara mamy ee yyaaa
Tantara mamy e ya
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : THT
Vangy : 348
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LurissAdr
Daty : 11/05/2024 18:11
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0477