You are here: home > Tononkira > Thiera BRUNO

NOFY RATSY (Thiera BRUNO)

Aiza ireo teny mamy fahiny
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa tsy natao ho ahy lanao ...

Ho aiko ve ny hanadino irony lasantsika
Ka vetso sy tsiahy no hany mitanisa.
Ireo fahasambarana niainana taloha ...
Ankehitriny, nirodana avokoa.

Aiztononkira.serasera.orga ireo teny mamy fahiny
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa tsy natao ho ahy lanao ...

Zary nenina ato an-tsaiko ny orokoroka natao,
Niserana kanefa nandrotika ny foko
Ataoko ahoana re no filaza ny fijaliako
Nilaozanao ho Irery toy izao.

Aiza ireo teny mamy…

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Thiera BRUNO
Mpamaky : 3864
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Liva Andribesoa
Tamin'ny : 27/03/2004 12:02:33
ID : 2315

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo