tiako foana ianao (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila anao anie aho, mila anao foana ahoTe ho sambatra aho, teo amin’ny androm-piainako aho
Ref : Mila anao anie aho (Mila anao anie aho)
Mila anao anie aho (Mila anao anie aho)
Te ho sambatra aho (Te ho sambatra aho)
F’ianao irery anie
Pont :Izaho manina anao manina anao ih ! ô ô
Hitomany irery anie aho
Mitomany aho, mitomany anao oh ! ô ô
Tao am-poko foana ianao
Malamala-malahelo anao oh ! ô ô ô Irery anie aho
Nihazakazaka ny fidoboky ny foko ?
Na iray minitra monja aza ianao tsy mety foiko
Ianao no paradisako, fitia tsy voatanisa am-po,
Tontolon’ny androm-piainako
Nivadibadika tao ny oram-piainana,
F’izaho mila anao foana mba ho fitarainana
Dia niova koa ny taona, ny fitiavako teo foana
Ilay fitiavana teo foana
Ref : Mila anao anie aho…
Pont : Izaho manina anao…..
Ref : Mila anao anie aho…
Fa ianao, dia ianao, ianao no fitia ô ô ô
Ianao indrindra anie no nampianatra ahy hitia
Izay tianao no hatao, hihira foana ho anao
Ka raiso ny hira izay tsara indrindrako
Dia nifandimby indray ny volana sy ny andro,
F’izaho mila anao foana isan’andro isan’andro
Dia nivadika ny taona, ny fitiavako teo foana,
Ilay fitiavana teo foana
Dia nihodina indray ny oram-piainana,
F’izaho mila anao foana mba ho fitarainana
Dia nihodina ny tany, ny fitiavako teo ihany,
Ilay fitiavako teo ihany
Mila anao anie aho, mila anao foana aho
Te ho sambatra aho, teo amin’ny androm-piainako
Réf : Mila anao anie aho …
Hitomany aho, hitomany anao aho ! ô ô ô
Tao am-poko foana ianao
Malamala-malahelo anao oh ! ô ô ô
Irery ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tempo GaigyVangy : 7330
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Lova
Daty : 31/01/2003 06:40