You are here: home > Tononkira > Tempo Gaigy

o malala (Tempo Gaigy)

       o malala a an an an an  an an an
       o malala a an an an an an an an
              tiako enao 2
       an an an an an an an an an an                                  o malala a,zay tsy tia anao de mba halako
izay tsy tia anao tsy mba akamako
avelao hanaratsy fa    tiako ianao2
o malala,zay manadala ny anjarako
ampahafantaro ny anarako
na faly na tsy faly izy  fa tia anao ho’ah ’zah
fa tiako ianao
        
        omeo ahy ny tananao,omeo ahy ny molotrao
        safosafo orokoroka,tsy hanadinoko ny anaranao
        omeo ahy ny fiainanao,omeo ilay fitiavanao
        tambitamby tsongotsongo mba,tsy hanadinoko        
        ny anaranao
   miova tsy nahateny izy 2,mangala-pijery,mampalahelo
   miova mody adala izy 2,ianao @zany ,Tsiky dia ampytsy te hahalala
     fa mitsikitsiky ianao manantona ahy
     faly ianao feno hasambarana
     toa paradisa indray ety an-tany
     hadinonao mantsy izao tontolo izao
     an an an an an an an an an an an an
(o malala...)
(omeo ahy ny tananao...)
(miova tsy nahateny ....)
(fa mitsikitsiky...)
                    
               tiako fona ianao cherie  2
               vonona aho hanaja andry 2
               tiako fona enao malala 2
               vonona aho fa tsy hanadala
mihevita izy,isan’andro izao dia mihevitra izy fa hoe
mpifankatia adaladala be
izaho sy ianao raha mba mandehandeha
mifankatia mandrakizay
mihevitra izy,isan’andro izao dia mihevitr’izy fa hoe
’tsika sy ianao raha miady foana ve
fitiavantsika tsy haharitra ela be
sanatria
mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tempo Gaigy
Mpamaky : 3478
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 27/05/2006 21:14:02
ID : 3681

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo