Faniriana soa (TCR (Tarika Christophe Ratrema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Latsaka uxudskco anatin'ny aizina Anie aho ,
Ka tsy ho hitako intsony
Ny eo anilanao
No faniriana soa
Koa aiza re no misy
Toerana ujgbeu mangina
Hahitako Anao e! e! e!
Jesosy o !
Ity tany ity anie
Ka fandalovana ihany
Na izaho na ianao
Dia samy mbola hody
O ry ory sy reraka tononkira.serasera.org am-po e!
Mba manantona an'i Jesosy !
Ny eo xflcpui anilany ihany
No faniriana soa ! ! !
Ka tsy ho hitako intsony
Ny eo anilanao
No faniriana soa
Koa aiza re no misy
Toerana ujgbeu mangina
Hahitako Anao e! e! e!
Jesosy o !
Ity tany ity anie
Ka fandalovana ihany
Na izaho na ianao
Dia samy mbola hody
O ry ory sy reraka tononkira.serasera.org am-po e!
Mba manantona an'i Jesosy !
Ny eo xflcpui anilany ihany
No faniriana soa ! ! !
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TCR (Tarika Christophe Ratrema)Visites : 9315
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 14/04/2016 16:03
