Faniriana soa (TCR (Tarika Christophe Ratrema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Latsaka lrzgc tononkira.serasera.org anatin'ny aizina Anie aho ,
Ka tsy ho hitako gbvzi intsony
Ny eo anilanao
No faniriana soa
Koa aiza re no misy
Toerana mangina
Hahitako Anao e! zrwuj e! e!
Jesosy o !
Ity tany ity anie
Ka fandalovana ihany
Na izaho na ianao
Dia samy mbola hody
O ry ory sy reraka am-po e!
Mba manantona an'i Jesosy !
Ny eo anilany ihany
No faniriana soa ! ! !
Ka tsy ho hitako gbvzi intsony
Ny eo anilanao
No faniriana soa
Koa aiza re no misy
Toerana mangina
Hahitako Anao e! zrwuj e! e!
Jesosy o !
Ity tany ity anie
Ka fandalovana ihany
Na izaho na ianao
Dia samy mbola hody
O ry ory sy reraka am-po e!
Mba manantona an'i Jesosy !
Ny eo anilany ihany
No faniriana soa ! ! !
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TCR (Tarika Christophe Ratrema)Hits : 9098
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 14/04/2016 16:03
